|
|
|
|

Entry1 tsy misy madilana hotentenana
Elementary words  2tsy, 3misy, 4madilana, 5tentenana
Part of speech  6 locution
Explanations in Malagasy  7ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina.
8Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina. [1.1]
Synonyms  9tsy misy madilana maito hotohizina

Updated on 2025/10/11